Dikan'ny teny : solampy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Iva ila, tsy marin-tampona na mijoro fa mandry ila. - t.i.f.: Solampina, asolampy, voasolampy, manasolampy, fanasolampy, mpanasolampy 1 anasolampiana, fanasolampiana f misolampy, fisolampy, mpisolampy J isolampiana, fisolampiana f mahasolampy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel