Dikan'ny teny : solana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sola) mt. ih. (solao, na solay): Atao mangadihady tsy misy volo: Solana ny lohan'ny relijiozy lahy sasantsasany. ? h.i.: Esorina ny tendrony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel