Dikan'ny teny : solangaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (solanga) mt. ih. (solangao): (volo) Akarina eo ambony handrina dia ampandrina atao milavo any aoriana. (antsy) Atao miforitra any aoriana ny tendrony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel