Dikan'ny teny : solatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany mandry soroka, misolampilampy. • Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala. - t.i.f.: Solarana, asolatra, voasolatra, sinolatra / manolatra, fanolatra, mpanolatra / anolarana, fanolarana 1 misolatra, fisolatra, mpisolatra 1 isolarana, fisolarana I mahasolatra 1 solatsolatra. Ahitsio
2 a.: Tifitra. - F,-p.: Sola-bava: voadidy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel