Dikan'ny teny : solelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Marivo aty, saliaka. ? a.: Fivelarana ary fisokafana. • h. o.: Tambitamby sy kolikoly atao mba hahafaly lehibe na dia tsy mendrika aza. - t.i.f.: Solelahina, asolelaka, voasolelaka, tafasolelaka 1 manasolelaka, fanasolelaka, mpanasolelaka 1 anasolehana, fanasolelahana 1 misolelaka, fisolelaka, mpisolelaka 1 isolelahana, fisolelahana I mahasolelaka / soleladelaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel