Dikan'ny teny : solika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Menaka avy amin'ny tongotr'omby. • Entina milaza ny fandihin'ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana. ? Kolikoly entimamitaka. - t.i.f.: Solehina, asolika, voasolika 1 misolika, fisolika, mpisolika 1 isolihana, fisolihana / mahasolika 1 solitsolika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel