Dikan'ny teny : solitany

Hampiditra dikany vaovao
1 (solika tany) a.: Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel