Dikan'ny teny : solo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra na olona ampiasaina hanao asa nataon'ny hafa: Rakoto no solon'ny mpampianatra anay lasa. / Lay no natao solon'ny trano. • Olona voatendry hiteny na hanatrika amin'ny anaran'ny hafa (solontena no tena fampiasa amin'io hevitra io): Dia niteny ny solon.' ny lehiben'ny Gouernemarc ta. ? Onitra: Inty misy zauatra kely ho solon'ny bokinao veriko. - t.i.f.: Soloana, asolo, voasolo, sinolo, tafasolo 1 mano-]o, fanolo, mpanolo 1 anoloana, fanoloana 1 misolo, fi-solo, mpisolo I isoloana, fisoloana J mahasolo 1 solosolo. ¶ M.h.: Solontena, solombava, iraka, masoivoho, andrianjahonoany. Teny misy ifandraisany amin'ny Solo: solofo, fara, fara aman-dknby, taranaka, taranjana, tamingana, kolokolo, mpamelo-maso, fanovan' ny maty, vato namelan-kafatra, tarana-boanjo, fokom-boanemba, kolokolo dimbin' ny vary, solofo dimbin'ny ala, akalana silaky ny hazo, papango sasaky ny vorona, vorom-panova hena, fandrotrarana an-tanàna haolo, akanga sisa nanamborana, tapa-porohana sisa tsy may. Ahitsio
2 na Soalao (fr. solo) a.: Hiran'olon-tokana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel