Dikan'ny teny : solohoto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vovoka fotsifotsy ampiarahina amin'ny firaka haninginana ny vifotsy: Ny anareo angaha fitia mifaham-bola... Fa ny anay solohoto amim-piraka ka may miara-mirendrika. (Tselatra) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel