Dikan'ny teny : solokina

Hampiditra dikany vaovao
1 (soloky) mt. ih. (solokio): Fitahina amin'ny fanambakana: NosolokindRangahy iny aho. ? Alaina amim-pitaka: Nosolokiny lahy ny volako! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel