Dikan'ny teny : solontena

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin'ny anaran'olon-kafa: Ny lehiben'ny fampianarana no solontena nalefan'ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin'ilay lanonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel