Dikan'ny teny : solotika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin'ny tarehy): Solotika erj' ny endrik'ity zanakao fa mba koseho rano kely. ? Misy tsikoko misotetika miaraka amin'ny menaka. 1 t. if: Asolotika, voasolotika / manasolotika, fanasolotika, mpanasolotika / anasolotihana, fanasolotihana / misolotika, fisolotika, mpisolotika / isolotihana, fisolotihana / mahasolotika / solotidotika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel