Dikan'ny teny : somaingisaingy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Menamenatra, matahotahotra; sanganehana tsy mahita izay ha-tao: Somaingisaingy teo Ibo-lita nahita ny namany rehetra afaka tamin'ny fanadinana. ΒΆ M.h.: Hangihangy, haingihaingy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel