Dikan'ny teny : somalianina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr, somalien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Somalia, silany avaratra atsinanan'i Afrika. ? p.t.: Momba an'i Somalia, an'i Somalia na avy any Somalia:Omby sy ondry no antom-piveloman'ny mponina somalianina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel