Dikan'ny teny : somambisamby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny takariva efa manopy maizina. • p. t.: Tsy tena mazava fa somary maizimaizina, mazava ratsy:- Hazavana somambisamby. - t.i.f.: Misomambisamby, fisomambisamby, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel