Dikan'ny teny : somaritaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mifanjevo maimaika noho ny raharaha mifanosontsosona sy maro; miparitaka tampoka noho ny hatairana: Somaritaka daholo ny mpianatra fa hoe misy mpangala-jaza miafina endrika, hono. - t.i.f.: Misomaritaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel