Dikan'ny teny : somary

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin'izay. ? Manopy: Somary vony. • Saika... kely: Somary adala izay ny rainy. - F,-p,: Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel