Dikan'ny teny : somatrotroka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Misy votrovotro betsaka amin'ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin'ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka. 1 Mitatao rahona, na entina hilazana volon'andro izany, na hilazana ny toetran'ny andro aorian'ny fiavian'ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra. - t.i.f•: Misomatrotroka, fisomatrotroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel