Dikan'ny teny : sombina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany. 1 p.t.: Nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ha tsy tiako, - t.i.f.: Sombinana, asombina ( manombina, fanombina, mpanombina / anombinana, fanombinana ) mahasombina / sombintsombina. - F.p-,: Sombin'aina: entimilaza amim-pitiavana ny zanaka. ΒΆ M. h.: Menaky ny aina, silaky ny aina, singotry ny aina, vahatry ny aina. ? h.i.: Enti-milaza ny vady tiana koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel