Dikan'ny teny : someby

Hampiditra dikany vaovao
1 Somebiseby p. t.: Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin'ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin'ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona. - t.i.f,: Misomebiseby, fisomebiseby. ΒΆ M. h.: Miheninkenina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel