Dikan'ny teny : somidika

Hampiditra dikany vaovao
1 (s-om-idika) p. t, : Enti-milaza ny ro na ny rano misy menaka mitsinkafona eny amboniny: Somidika ity ro ity ka tsy azo omena ny marary. if t.i.f.: Misomidika, fisomidika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel