Dikan'ny teny : sominda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanapahan-tendam-biby hovonoina — Aretina mivonto izay mandoaka ny traotraoka ka mahafaty haingana. i Somindaina, fanominda, asominda, voasominda / manominda, fanominda / mahasominda. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel