Dikan'ny teny : somotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin'ny asa atao: Somotaka er? Rakoto amin' ny fikarakarana ny fanambadian-janany. - t.i.f.: Misomotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel