Dikan'ny teny : sompanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazam-balala Inhibe sady matanjaka, fahita amin'ny tany mafana la-va bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin'ny ntaolo ho tsara sy ambony fa boy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin'ny ahipalana"). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel