Dikan'ny teny : sompatra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana! - t.i.f.: Somparana, sinompatra 1 misompatra, fisompatra, mpisompatra / isomparana, fisomparana J mahasompatra 1 sompatsompatra. ΒΆ M.h,: Sosy, sosisosy, sopisopy, manao hasomparana, manao ankasomparana, manao ankaso, manao ady fiady, misotasota, manao somonga ratsy, mihetraketraka, misetrasetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel