Dikan'ny teny : sompirana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mivilana fa tsy mahitsy, mivily amin'ny tsy izy: Jery misompirana. - t.i.f.: Sompiranina, asompixana, voasompirana, tafasompirana 1 manompirana, fanompirana, mpanompirana / anompiranana, fanompiranana / manasompirana, fanasompirana, mpanasompirana / anasompiranana, fanasompiranana / misompirana, fisompkana, mpisompirana / isompiranana, fisompiranana / mahasompirana / sompirampirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel