Dikan'ny teny : sompiranina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompirana) mt. ih. (sompirano): Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay. ~ Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny. ? Asiana amin'ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin'ny baolina aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel