Dikan'ny teny : sonasona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny vavorona misokasoka toy ny an' ny soavaly mihazakazaka, na ny an'ny olona maka fofon' aina mafy. - t.i.f• : Asonasona, tafasonasona / misonasona, fisonasona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel