Dikan'ny teny : sondenda

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka. i Misondenda, fisondenda. Ahitsio
2 (Mer) na Sandandy (Br) p.t.: Anarana ilazana tandrok'omby misabaka fitsiry ary fohy: Toy ny tandrok'omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako na Tandrok'omby sondenda ha akaiky mpanondro maso: misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel