Dikan'ny teny : sondriana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Voasintona sy voatana hifantoka amin'ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana ers' izy nihaino ilay feon-kira mahalasa uinany. - t.i.f.: Sondrianina, voasondriana, tafasondriana J manasondriana, fanasondriana, mpanasondrfana / anasondrianana, fanasondrianana / mahasondriana / hasondrianana, fahasondrianana, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel