Dikan'ny teny : sondrotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitomboana miakatra; fiakarana amin'ny a-vo, sandratra. - t.i.f.: Asondrotra, voasondrotra, tafasondrotra 1 manondrotra, fanondrotra, mpanondrotra / anondrotana, fanondrotana 1 misondrotra, fisondrotra, mpisondrotra / isondrotana, fisondrotana ) mahasondrotra 1 sondrotsondrotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel