Dikan'ny teny : sondrovaka

Hampiditra dikany vaovao
1 mt. na a.: Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin'ny lalan-kanina no alehany fa any an'orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano. ΒΆ M.h.: Kpfona. 1 Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony. 1 Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin'ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana. 1 h.o.: Fivaonan'ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy. - t.i.f.: Sondrovahana na sondrovahina, asondrovaka, voasondrovaka, tafasondrovaka J manasondrovaka, fanasondrovaka, mpanasondrovaka 1 anasondrovahana, fanasondrovahana / misondrovaka, fisondrovaka, mpisondrovaka / isondrovahana 1 fisondrovahana / mahasondrovaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel