Dikan'ny teny : sonenika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandihizana na filaetsehana tsy maka mahery, tsy mikoropaka fa milamina sy misosa tsara. - t.i.f.: Asonenika, tafasonenika 1 misonenika, fisonenika, mpisonenika J isonenehana, fisonenehana 1 mahasonenika J soneninenika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel