Dikan'ny teny : songadina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fibanjahanjana, fiboridanana. ~ Fiavahana tsara amin'ny hafa. - t.i.f.: Asongadina, voasongadina, tafasongadina 1 manasongadina, fanasongadina, mpanasongadina 1 misongadina, fisongadina, mpisongadina 1 isongadinana, fisongadinana 1 mahasongadina 1 songadingadina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel