Dikan'ny teny : songo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilazana ny vary sisa tsy nojinjaina eny an-tsaha n4 ny tany kely tsy voasa eo afovoan'ny betsaka; ny volo navela tsy nohetezana toy ny hafa; ny ala sisa tsy nokapaina navela eo afovoan' ny voakapa. Ahitsio
2 a.: Ny voalohan-drononon'omby raha vao teraka izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel