Dikan'ny teny : songomby

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anaram-biby vaventy, izay lazain'ny olona sasany fa mifandraidraika amin'ny soavaly, nefa koa itompoan'ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin'ny alina mba hampangina azy fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel