Dikan'ny teny : songona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihoarana ny ha-fa mifaninana amin'ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran'olona ho an' ny tena. ? Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra. - t.i.f.: Songonana, asongona, voasongona, sfnongona 1 manongona, fanongona, mpanongona / anongonana, fanongonana J misongona, fisongona, mpisongona J isongonana, fisongonana 1 mahasongona 1 songontsongona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel