Dikan'ny teny : sonia

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. signature) a.: Ny anaran'ny tena, izay soratana amin'ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin'ny taratasy soratana ka enti-manamarina ny nanoratana an'io taratasy io: Manisy sonia ny fanekena ifanaovana. il t.i.f.: Soniavina, voasonia 1 manasonia, fanasonia, mpanasonia 1 anasoniavana, fanasoniavana J mahasonia. Ahitsio
2 a.: Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza. - F.-p.: Sonia ratsy :vondrombolo alaina eo ambony son-na havia ka atsipy atao faditra miaraka amin'ny hety nanetezana ny volon-jaza. I Sonia tsara: vondrom-bolo alana eo ambony sofina bavanana izay afangaro amin'ny hanina (saonjo) ifandrombahan'ny vehivavy maniry zaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel