Dikan'ny teny : sonina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsihy zairina amin' ny fanjaibe hanjary ho toy ny harona ka atao fitahirizana ny valala vao, izay nampangotrahina kely dia nahahy ho maina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel