Dikan'ny teny : sononoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina; ilazana koa ny fiainana milamina na ny raharaha mizotra amin'ny fahatanterahana. 1 t. if: Asononoka, tafasononoka 1 misononoka, fisononoka, mpisononoka 1 isononohana, fisononohana 1 mahasononoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel