Dikan'ny teny : sora

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ats) a.: Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin'ny aretina mafy nahazo ny tena. Ahitsio
2 a: Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel