Dikan'ny teny : soratana

Hampiditra dikany vaovao
1 (soratra) m. t. ih. (soraty): Atao an-tsoratra: Soraty izao hafatro izao. / Soratany isan'andro ny laniny. ? Ampandrenesina amin'ny taratasy: Hosoratako aminy io uaouao io. ? Foronina: Tamin'ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa?" Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel