Dikan'ny teny : soritana

Hampiditra dikany vaovao
1 (soritra) mt. ih. (sortto): Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko. ? Marihina: Sorito izay anao amin'ireo zavatra ireo. ? h. o.: Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel