Dikan'ny teny : soritra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsipika natao fetra na fanavahana zavatra. - t.i.f• : Soritana, asoritra, voasoritra, sinoritra / manoritra, fanoritra, mpanoritra f anoritana, fanoritana I misoritra, fisoritra, mpisoritra I isoritana, fisoritana / mahasoritra / soritsorltra. - F.-p.: Sori-bilana: soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin'ny ilany havia na hava-nana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona). / Sori-bolo: ny soritra manasaraka ny randrana atao amin'ny volo. / Sori-dohany: enti-milaza ny anjara lovan' ny tsirairay. / Soritr'asa: lavaka mitandavana atao amin' ny angady tsotra na amin'ny angadinomby amin'ny tany volena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel