Dikan'ny teny : soroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitambaran'ny taolana roa — rangomaina sy taolam-panavy — izay mampifandray ny sandry amin'ny tenabe. - t.i.f.: Antsorohina/manantsoroka, fanantsoroka, mpanantsoroka / anantsorohana, fanantsorohana / miantsoroka, fiantsoroka, mpiantsoroka / iantsorohana, fiantsoroh ana. Ahitsio
2 (Btm) a.: Sotro ravina. Ahitsio
3 a.: Fanalana ny tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra. ? Fialana amin'ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton'ilay jamba: voa ciao mihilana '(o-hab. ). * t.i.f. : Sorohina, asoroka, voasoroka, sinoroka / misoroka, fisoroka, mpisoroka / isorohana, fisorohana / mahasoroka / sorotsoroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel