Dikan'ny teny : soronina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sorona) mt. ih. (sorony): (afo) Karakaraina amin'ny fandrosoana ny kitay ao am-patana: Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza varia-na mamaky tantara an-tsary eo! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel