Dikan'ny teny : sorotankazo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazomaniry maty ny ilany, izay nampiasaina ho fanalana faditra taloha: Nataoko ho hazomanga hialofana lahy, hay sorotankazo tsy mahaleo otina, — ka vao donin-dambo dia hentitra. (Tselatra) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel