Dikan'ny teny : sory

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Sorisory a.: Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory ny adiady amin'ny tany amamonina. • Sorena, sorisorena, voasorisory / manorisory, fanorisory, mpanorisory / anorisorena, fanorisorena / fahasorisorena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel