Dikan'ny teny : sosa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan'oviala. Ahitsio
2 a.: Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan'ny rano sy fisononokan'ny lakana na sambo. - t.i.f.: Sosana, asosa, voasosa, sinosa, tafasosa / manasosa, fanasosa, mpanasosa / anasosana, fanasosana / misosa, fisosa, mpisosa / isosana, fisosana / mahasosa / sosasosa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel