Dikan'ny teny : sosohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosoka) mt. pdr. (sosohy): Ampidirana na sisihana kofehy mba hanamafy azy kokoa: Sosohy ny lambanao fa efa marambato. / Nososohana herana ny tafontrano. ? Ampiana na soloana hafa: Nososohana uoaloboha ilay taninay eo ambony trano fa nisy maty tamin'ireo nambolena voalohany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel